# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy" eto dia manondro ilay kapiteny lehiben' ny mpiambina izay voatonona ao amin'ny 21:30. # nasainy nofatorana tamin'ny rojo vy roa izy DH: "nibaiko ireo miaramilany hamatotra azy" # nanontany izy hoe iza izy ary inona no nataony DH: "nanontany izy hoe: "Iza io lehilahy io? inona no nataony?" # nanontany izy hoe iza izy Ilay kapiteny lehibe dia niresaka tamin'ireo vahoaka fa tsy i Paoly.