plt_tn/act/21/27.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto no manomboka ny tantara momban'ny fisamborana an'i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha-29 dia manome fampahafantarana mahakasika ireo Jiosy avy any Azia.

andro fito

Io ilayfito andro ho an'ny fanadiovana.

tao an-tempoly

Tsy tao an-tempoly i Paoly fa teny an-tokotany ivelany. DH: "teo an-tokotanin'ny tempoly"

ny olona, ny lalàna, ary ity toerana ity

" Ireo olon'Israely, ny lalàn'i Mosesy ary ny tempoly"

Fanampin'izany, nitondra Grika tao an-tempoly ihany koa izy

Ireo lehilahy Jiosy ihany no nahazo miditra teo amin'ny faritra sasany teo amin'ny tokotany ny Tempolin'i Jerosalema.

Fa izy ireo teo aloha nahita an'i Trofima izay Efezianina niaraka taminy tao an-tanàna, ary nieritreritra izy ireo fa i Paoly no nitondra azy tao an-tempoly.

Lioka dia manazava ny antony nahatonga ireo Jiosy avy any Azia hisaina ny nitondran'i Paoly Grika tao an-tempoly.

Trofima

Io ilay lehilahy Jiosy izay nanendrikendreana an'i Paoly fa nentiny niditra tao amin'ny faritry ny tempoly izay voatokana ho an'ireo Jiosy irery ihany.