# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto no manomboka ny tantara momban'ny fisamborana an'i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny andininy faha-29 dia manome fampahafantarana mahakasika ireo Jiosy avy any Azia. # andro fito Io ilayfito andro ho an'ny fanadiovana. # tao an-tempoly Tsy tao an-tempoly i Paoly fa teny an-tokotany ivelany. DH: "teo an-tokotanin'ny tempoly" # ny olona, ny lalàna, ary ity toerana ity " Ireo olon'Israely, ny lalàn'i Mosesy ary ny tempoly" # Fanampin'izany, nitondra Grika tao an-tempoly ihany koa izy Ireo lehilahy Jiosy ihany no nahazo miditra teo amin'ny faritra sasany teo amin'ny tokotany ny Tempolin'i Jerosalema. # Fa izy ireo teo aloha nahita an'i Trofima izay Efezianina niaraka taminy tao an-tanàna, ary nieritreritra izy ireo fa i Paoly no nitondra azy tao an-tempoly. Lioka dia manazava ny antony nahatonga ireo Jiosy avy any Azia hisaina ny nitondran'i Paoly Grika tao an-tempoly. # Trofima Io ilay lehilahy Jiosy izay nanendrikendreana an'i Paoly fa nentiny niditra tao amin'ny faritry ny tempoly izay voatokana ho an'ireo Jiosy irery ihany.