plt_tn/act/21/27.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto no manomboka ny tantara momban'ny fisamborana an'i Paoly.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha-29 dia manome fampahafantarana mahakasika ireo Jiosy avy any Azia.
# andro fito
Io ilayfito andro ho an'ny fanadiovana.
# tao an-tempoly
Tsy tao an-tempoly i Paoly fa teny an-tokotany ivelany. DH: "teo an-tokotanin'ny tempoly"
# ny olona, ny lalàna, ary ity toerana ity
" Ireo olon'Israely, ny lalàn'i Mosesy ary ny tempoly"
# Fanampin'izany, nitondra Grika tao an-tempoly ihany koa izy
Ireo lehilahy Jiosy ihany no nahazo miditra teo amin'ny faritra sasany teo amin'ny tokotany ny Tempolin'i Jerosalema.
# Fa izy ireo teo aloha nahita an'i Trofima izay Efezianina niaraka taminy tao an-tanàna, ary nieritreritra izy ireo fa i Paoly no nitondra azy tao an-tempoly.
Lioka dia manazava ny antony nahatonga ireo Jiosy avy any Azia hisaina ny nitondran'i Paoly Grika tao an-tempoly.
# Trofima
Io ilay lehilahy Jiosy izay nanendrikendreana an'i Paoly fa nentiny niditra tao amin'ny faritry ny tempoly izay voatokana ho an'ireo Jiosy irery ihany.