plt_tn/act/19/15.md

564 B

fa iza ianareo?

ilay fanahy dia nametraka io fanontaniana io mba hanamafisana fa ireo mpanala fanahy ratsy dia tsy manana fahefana ambony noho ireo fanahy ratsy. DH: "fa tsy fantatro ianareo!" na "fa ianareo dia tsy manana fahefana amboniko!"

Ny fanahy ratsy tao amin'ilay lehilahy dia niantsampy tamin'ireo mpanala devoly

Izany dia manambara fa ilay fanahy ratsy no nahatonga ilay lehilahy izay mifehy azy hiantsampy teny amin'ilay mpanala devoly.

mpanala devoly

Io no fiantsoana ireo olona izay manala ireo fanahy ratsy ao anatin'ny olona na toerana.