# fa iza ianareo? ilay fanahy dia nametraka io fanontaniana io mba hanamafisana fa ireo mpanala fanahy ratsy dia tsy manana fahefana ambony noho ireo fanahy ratsy. DH: "fa tsy fantatro ianareo!" na "fa ianareo dia tsy manana fahefana amboniko!" # Ny fanahy ratsy tao amin'ilay lehilahy dia niantsampy tamin'ireo mpanala devoly Izany dia manambara fa ilay fanahy ratsy no nahatonga ilay lehilahy izay mifehy azy hiantsampy teny amin'ilay mpanala devoly. # mpanala devoly Io no fiantsoana ireo olona izay manala ireo fanahy ratsy ao anatin'ny olona na toerana.