plt_tn/act/19/15.md

12 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fa iza ianareo?
ilay fanahy dia nametraka io fanontaniana io mba hanamafisana fa ireo mpanala fanahy ratsy dia tsy manana fahefana ambony noho ireo fanahy ratsy. DH: "fa tsy fantatro ianareo!" na "fa ianareo dia tsy manana fahefana amboniko!"
# Ny fanahy ratsy tao amin'ilay lehilahy dia niantsampy tamin'ireo mpanala devoly
Izany dia manambara fa ilay fanahy ratsy no nahatonga ilay lehilahy izay mifehy azy hiantsampy teny amin'ilay mpanala devoly.
# mpanala devoly
Io no fiantsoana ireo olona izay manala ireo fanahy ratsy ao anatin'ny olona na toerana.