plt_tn/act/19/05.md

20 lines
639 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nijanona nipetraka tao Efesosy i Paoly.
# ny olona
Eto "ny olona"dia manondro ireo mpianatra tao Efesosy izay niresaka tamin'i Paoly.
# tamin'ny anaran'ny Tompo Jesosy
DH:"amin'ny maha mpino azy ireo ao amin'i Jesosy Tompo"
# nametraka ny tanany tamin'izy ireo
"nametraka ny tanany tamin'izy ireo." Mety nametraka ny tanany teo ambonin'ny sorony na loha izy. DH: "nametraka ny tànany teo ambony lohany raha izy nivavaka iny"
# niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminany izy ireo
Eto dia tsy toy ny tao amin'ny 2: 1,satria tsy misy antsipiriany momban'ny hoe iza no nahatakatra ny hafatr'izy ireo.