# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nijanona nipetraka tao Efesosy i Paoly. # ny olona Eto "ny olona"dia manondro ireo mpianatra tao Efesosy izay niresaka tamin'i Paoly. # tamin'ny anaran'ny Tompo Jesosy DH:"amin'ny maha mpino azy ireo ao amin'i Jesosy Tompo" # nametraka ny tanany tamin'izy ireo "nametraka ny tanany tamin'izy ireo." Mety nametraka ny tanany teo ambonin'ny sorony na loha izy. DH: "nametraka ny tànany teo ambony lohany raha izy nivavaka iny" # niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminany izy ireo Eto dia tsy toy ny tao amin'ny 2: 1,satria tsy misy antsipiriany momban'ny hoe iza no nahatakatra ny hafatr'izy ireo.