plt_tn/act/19/05.md

639 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nijanona nipetraka tao Efesosy i Paoly.

ny olona

Eto "ny olona"dia manondro ireo mpianatra tao Efesosy izay niresaka tamin'i Paoly.

tamin'ny anaran'ny Tompo Jesosy

DH:"amin'ny maha mpino azy ireo ao amin'i Jesosy Tompo"

nametraka ny tanany tamin'izy ireo

"nametraka ny tanany tamin'izy ireo." Mety nametraka ny tanany teo ambonin'ny sorony na loha izy. DH: "nametraka ny tànany teo ambony lohany raha izy nivavaka iny"

niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminany izy ireo

Eto dia tsy toy ny tao amin'ny 2: 1,satria tsy misy antsipiriany momban'ny hoe iza no nahatakatra ny hafatr'izy ireo.