plt_tn/act/18/24.md

937 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto i Lioka dia mitantara izay notranga tao Efesosy niaraka tamin'i Prisila sy Akila.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miditra ao anatin'ny tantara i Apolosy. Ny andiny faha-25 dia fampahafantarana fototra momba azy.

teraka tany Aleksandria

"Lehilahy teraka tany Aleksandria." Aleksandria tao Egypta any amin'ny sisiny avatr'i Afrika.

sady nahalala tsara ny Soratra Masina

Izy koa dia nahazo tsara izay voasoratra tao amin'ny Testamenta Taloha.

Apolosy dia nampianarina tamin'ny fampianaran'ny Tompo

DH: "I Apolosy dia nampianarin'ireo mpino hafa ny fomba itiavan'i Jesosy hianan'ny olona"

batisan'i Jaona

"ny Batisa izay nataon'i Jaona." Izany dia fampitahana ny Batisan'i Jaona amin'ny rano sy ny Batisan'i Jesosy izay amin'ny Fanahy Masina.

ny lalan'Andriamanitra

Ny fomba tian'Andriamanitra hiainan'ny olona eto dia resahana toy ny hoe lalana izay handehanan'ny olona.