# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto i Lioka dia mitantara izay notranga tao Efesosy niaraka tamin'i Prisila sy Akila. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miditra ao anatin'ny tantara i Apolosy. Ny andiny faha-25 dia fampahafantarana fototra momba azy. # teraka tany Aleksandria "Lehilahy teraka tany Aleksandria." Aleksandria tao Egypta any amin'ny sisiny avatr'i Afrika. # sady nahalala tsara ny Soratra Masina Izy koa dia nahazo tsara izay voasoratra tao amin'ny Testamenta Taloha. # Apolosy dia nampianarina tamin'ny fampianaran'ny Tompo DH: "I Apolosy dia nampianarin'ireo mpino hafa ny fomba itiavan'i Jesosy hianan'ny olona" # batisan'i Jaona "ny Batisa izay nataon'i Jaona." Izany dia fampitahana ny Batisan'i Jaona amin'ny rano sy ny Batisan'i Jesosy izay amin'ny Fanahy Masina. # ny lalan'Andriamanitra Ny fomba tian'Andriamanitra hiainan'ny olona eto dia resahana toy ny hoe lalana izay handehanan'ny olona.