plt_tn/act/18/24.md

28 lines
937 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto i Lioka dia mitantara izay notranga tao Efesosy niaraka tamin'i Prisila sy Akila.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miditra ao anatin'ny tantara i Apolosy. Ny andiny faha-25 dia fampahafantarana fototra momba azy.
# teraka tany Aleksandria
"Lehilahy teraka tany Aleksandria." Aleksandria tao Egypta any amin'ny sisiny avatr'i Afrika.
# sady nahalala tsara ny Soratra Masina
Izy koa dia nahazo tsara izay voasoratra tao amin'ny Testamenta Taloha.
# Apolosy dia nampianarina tamin'ny fampianaran'ny Tompo
DH: "I Apolosy dia nampianarin'ireo mpino hafa ny fomba itiavan'i Jesosy hianan'ny olona"
# batisan'i Jaona
"ny Batisa izay nataon'i Jaona." Izany dia fampitahana ny Batisan'i Jaona amin'ny rano sy ny Batisan'i Jesosy izay amin'ny Fanahy Masina.
# ny lalan'Andriamanitra
Ny fomba tian'Andriamanitra hiainan'ny olona eto dia resahana toy ny hoe lalana izay handehanan'ny olona.