plt_tn/act/18/22.md

20 lines
493 B
Markdown

# Fampifandrasiana ny foto-kevitra
Nanohy ny dia misionera i Paoly.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Frygia dia farintany iray ao Asia izay Tiorka ankehitriny.
# niantsona tao Kaisaria
"tonga tao Kaisaria."
# niakatra izy
Izy dia nitety ny tanànan'i Jerosalema. Ny teny "niakatra " teto dia nampiasaina satria i Kaisaria dia avo toerana kokoa raha ampitahaina amin'ny Kaisaria.
# niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema
Eto ny "fiangonana" dia manondro ireo mpino tao jerosalema.