plt_tn/act/18/22.md

493 B

Fampifandrasiana ny foto-kevitra

Nanohy ny dia misionera i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Frygia dia farintany iray ao Asia izay Tiorka ankehitriny.

niantsona tao Kaisaria

"tonga tao Kaisaria."

niakatra izy

Izy dia nitety ny tanànan'i Jerosalema. Ny teny "niakatra " teto dia nampiasaina satria i Kaisaria dia avo toerana kokoa raha ampitahaina amin'ny Kaisaria.

niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema

Eto ny "fiangonana" dia manondro ireo mpino tao jerosalema.