# Fampifandrasiana ny foto-kevitra Nanohy ny dia misionera i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Frygia dia farintany iray ao Asia izay Tiorka ankehitriny. # niantsona tao Kaisaria "tonga tao Kaisaria." # niakatra izy Izy dia nitety ny tanĂ nan'i Jerosalema. Ny teny "niakatra " teto dia nampiasaina satria i Kaisaria dia avo toerana kokoa raha ampitahaina amin'ny Kaisaria. # niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema Eto ny "fiangonana" dia manondro ireo mpino tao jerosalema.