plt_tn/act/16/27.md

395 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Paoly sy i Silasy ary ireo gadra hafa rehetra afa-tsy ny mpigadra.

Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tranomaizina

DH: "nifoha ilay mpiandry fonja"

saika hamono ny tenany

"ka saika hamono ny tenany." Ilay mpiandry fonja dia naniry ny hamono tena toy izay hizaka ny vokatry ny famelana ireo voafonja.