# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Paoly sy i Silasy ary ireo gadra hafa rehetra afa-tsy ny mpigadra. # Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tranomaizina DH: "nifoha ilay mpiandry fonja" # saika hamono ny tenany "ka saika hamono ny tenany." Ilay mpiandry fonja dia naniry ny hamono tena toy izay hizaka ny vokatry ny famelana ireo voafonja.