plt_tn/act/16/27.md

12 lines
395 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Paoly sy i Silasy ary ireo gadra hafa rehetra afa-tsy ny mpigadra.
# Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tranomaizina
DH: "nifoha ilay mpiandry fonja"
# saika hamono ny tenany
"ka saika hamono ny tenany." Ilay mpiandry fonja dia naniry ny hamono tena toy izay hizaka ny vokatry ny famelana ireo voafonja.