plt_tn/act/14/21.md

20 lines
732 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Paoly.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay" dia ahitana an'i Paoly, i Barnabasy, ary ireo mpino.
# izany tanàna izany
"Derbe"
# Izy ireo dia nanohy nampahery ny fanahin'ireo mpianatra
Eto ny "fanahy" dia manondro ireo mpianatra. Izany dia manamafy ny eritreritr'izy ireo sy ny finoany. DH: "Nampirisika an'ireo mpino i Paoly sy Barnabasy mba hino foana ny hafatra momba an'i Jesosy" na "i Paoly sy i Barnabasy dia namporisika ireo mpino mba hanohy hihamatanjaka amin'ny fifandraisany amin'i Jesosy."
# namporisika azy ireo mba hitohy ao amin'ny finoana
"namporisika ireo mpino hanohy hatoky an'i Jesosy"