plt_tn/act/14/21.md

732 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izahay" dia ahitana an'i Paoly, i Barnabasy, ary ireo mpino.

izany tanàna izany

"Derbe"

Izy ireo dia nanohy nampahery ny fanahin'ireo mpianatra

Eto ny "fanahy" dia manondro ireo mpianatra. Izany dia manamafy ny eritreritr'izy ireo sy ny finoany. DH: "Nampirisika an'ireo mpino i Paoly sy Barnabasy mba hino foana ny hafatra momba an'i Jesosy" na "i Paoly sy i Barnabasy dia namporisika ireo mpino mba hanohy hihamatanjaka amin'ny fifandraisany amin'i Jesosy."

namporisika azy ireo mba hitohy ao amin'ny finoana

"namporisika ireo mpino hanohy hatoky an'i Jesosy"