# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" dia ahitana an'i Paoly, i Barnabasy, ary ireo mpino. # izany tanĂ na izany "Derbe" # Izy ireo dia nanohy nampahery ny fanahin'ireo mpianatra Eto ny "fanahy" dia manondro ireo mpianatra. Izany dia manamafy ny eritreritr'izy ireo sy ny finoany. DH: "Nampirisika an'ireo mpino i Paoly sy Barnabasy mba hino foana ny hafatra momba an'i Jesosy" na "i Paoly sy i Barnabasy dia namporisika ireo mpino mba hanohy hihamatanjaka amin'ny fifandraisany amin'i Jesosy." # namporisika azy ireo mba hitohy ao amin'ny finoana "namporisika ireo mpino hanohy hatoky an'i Jesosy"