plt_tn/act/14/08.md

721 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tao Lystra i Paoly sy Barnabasy teto.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Fampahafantarana ankapobeny: Ny teny voalohany hoe "izy" dia manondro ilay lehilahy nalemy; Ny teny faharoa hoe "izy" dia manondro an'i Paoly. Ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahy malemy.

lehilahy iray nipetraka

Izany dia mampiditra olona vaovao ao anatin'ny tantara.

malemy ny tongony

"tsy afaka nanetsika ny tongony"

Nibanjina tsara ny masony i Paoly

"Nijery tsara azy i Paoly"

manana finoana ny ho sitrana

"nino fa Andriamanitra dia afaka hanasitrana azy" na "nino fa i Jesosy dia afaka hanasitrana azy"

nitsambikimbikina

Izany dia manambara fa sitran tanteraka ireo tongony.