# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tao Lystra i Paoly sy Barnabasy teto. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Fampahafantarana ankapobeny: Ny teny voalohany hoe "izy" dia manondro ilay lehilahy nalemy; Ny teny faharoa hoe "izy" dia manondro an'i Paoly. Ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahy malemy. # lehilahy iray nipetraka Izany dia mampiditra olona vaovao ao anatin'ny tantara. # malemy ny tongony "tsy afaka nanetsika ny tongony" # Nibanjina tsara ny masony i Paoly "Nijery tsara azy i Paoly" # manana finoana ny ho sitrana "nino fa Andriamanitra dia afaka hanasitrana azy" na "nino fa i Jesosy dia afaka hanasitrana azy" # nitsambikimbikina Izany dia manambara fa sitran tanteraka ireo tongony.