plt_tn/act/14/08.md

28 lines
721 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tao Lystra i Paoly sy Barnabasy teto.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Fampahafantarana ankapobeny: Ny teny voalohany hoe "izy" dia manondro ilay lehilahy nalemy; Ny teny faharoa hoe "izy" dia manondro an'i Paoly. Ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahy malemy.
# lehilahy iray nipetraka
Izany dia mampiditra olona vaovao ao anatin'ny tantara.
# malemy ny tongony
"tsy afaka nanetsika ny tongony"
# Nibanjina tsara ny masony i Paoly
"Nijery tsara azy i Paoly"
# manana finoana ny ho sitrana
"nino fa Andriamanitra dia afaka hanasitrana azy" na "nino fa i Jesosy dia afaka hanasitrana azy"
# nitsambikimbikina
Izany dia manambara fa sitran tanteraka ireo tongony.