plt_tn/act/14/01.md

724 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy ny tantaran'i Paoly sy i Barnabasy tao Ikonioma.

Ary tamin'izany tao Ikonioma

Ireo azo handikana azy 1) "izany dia nitranga tao Ikonioma" na 2) "Tahaka ny mahazatra tao Ikonioma"

niresaka tam-pahavitrihana

"niresaka tamim-pahavitrihana." Mety hanampy raha lazaina fa niresaka momban'i Jesosy izy ireo. DH: "niresaka ny hafatra momba an'i Jesosy tamim-pahavitrihana"

jiosy izay tsy nankato

Io dia manondro ny ampahany tamin'ireo Jiosy izay tsy nino ilay hafatra momban'i Jesosy.

fisainana

Ny teny "fisainana" eto dia manondro ireo olona. DH: "ireo Jentilisa"

ireo rahalahy

Eto ny "ireo rahalahy" dia manondro an'i Paoly sy i Barnabasy ary ireo Mpino vaovao.