# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy ny tantaran'i Paoly sy i Barnabasy tao Ikonioma. # Ary tamin'izany tao Ikonioma Ireo azo handikana azy 1) "izany dia nitranga tao Ikonioma" na 2) "Tahaka ny mahazatra tao Ikonioma" # niresaka tam-pahavitrihana "niresaka tamim-pahavitrihana." Mety hanampy raha lazaina fa niresaka momban'i Jesosy izy ireo. DH: "niresaka ny hafatra momba an'i Jesosy tamim-pahavitrihana" # jiosy izay tsy nankato Io dia manondro ny ampahany tamin'ireo Jiosy izay tsy nino ilay hafatra momban'i Jesosy. # fisainana Ny teny "fisainana" eto dia manondro ireo olona. DH: "ireo Jentilisa" # ireo rahalahy Eto ny "ireo rahalahy" dia manondro an'i Paoly sy i Barnabasy ary ireo Mpino vaovao.