plt_tn/act/14/01.md

24 lines
724 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy ny tantaran'i Paoly sy i Barnabasy tao Ikonioma.
# Ary tamin'izany tao Ikonioma
Ireo azo handikana azy 1) "izany dia nitranga tao Ikonioma" na 2) "Tahaka ny mahazatra tao Ikonioma"
# niresaka tam-pahavitrihana
"niresaka tamim-pahavitrihana." Mety hanampy raha lazaina fa niresaka momban'i Jesosy izy ireo. DH: "niresaka ny hafatra momba an'i Jesosy tamim-pahavitrihana"
# jiosy izay tsy nankato
Io dia manondro ny ampahany tamin'ireo Jiosy izay tsy nino ilay hafatra momban'i Jesosy.
# fisainana
Ny teny "fisainana" eto dia manondro ireo olona. DH: "ireo Jentilisa"
# ireo rahalahy
Eto ny "ireo rahalahy" dia manondro an'i Paoly sy i Barnabasy ary ireo Mpino vaovao.