forked from WA-Catalog/plt_tn
814 B
814 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo"eto dia manondro ireo olona Jiosy sy ireo mpitarika relijiozy tao Jerosalema. Ny teny "azy" eto dia manambara an'i Jesosy.
tsy mahita antony tsara hamonoana azy aza izy ireo
"tsy nahita antony hamonoana an'i Jesosy izy ireo"
nangataka tamin'i Pilaty
ny teny hoe "nangataka" eto dia teny mahery izay midika hoe miangavy na mitalaho.
Rehefa tanterak'izy ireo ny zavatra rehetra izay voasoratra momba azy
"Rehefa vitan'izy ireo tamin'i Jesosy ireo zavatra rehetra izay nolazain'ireo mpaminany fa hitranga Aminy"
nampidin'izy ireo avy teny tamin'ny hazo Izy
Mety manampy ny filazana mazava tsara fa maty i Jesosy talohan'ny nitrangan'izany. DH: "novonoin'izy ireo i Jesosy ary nampidinin'izy ireo avy teo amin'ny hazo fijaliana rehefa maty izy"