# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo"eto dia manondro ireo olona Jiosy sy ireo mpitarika relijiozy tao Jerosalema. Ny teny "azy" eto dia manambara an'i Jesosy. # tsy mahita antony tsara hamonoana azy aza izy ireo "tsy nahita antony hamonoana an'i Jesosy izy ireo" # nangataka tamin'i Pilaty ny teny hoe "nangataka" eto dia teny mahery izay midika hoe miangavy na mitalaho. # Rehefa tanterak'izy ireo ny zavatra rehetra izay voasoratra momba azy "Rehefa vitan'izy ireo tamin'i Jesosy ireo zavatra rehetra izay nolazain'ireo mpaminany fa hitranga Aminy" # nampidin'izy ireo avy teny tamin'ny hazo Izy Mety manampy ny filazana mazava tsara fa maty i Jesosy talohan'ny nitrangan'izany. DH: "novonoin'izy ireo i Jesosy ary nampidinin'izy ireo avy teo amin'ny hazo fijaliana rehefa maty izy"