plt_tn/act/13/28.md

20 lines
814 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo"eto dia manondro ireo olona Jiosy sy ireo mpitarika relijiozy tao Jerosalema. Ny teny "azy" eto dia manambara an'i Jesosy.
# tsy mahita antony tsara hamonoana azy aza izy ireo
"tsy nahita antony hamonoana an'i Jesosy izy ireo"
# nangataka tamin'i Pilaty
ny teny hoe "nangataka" eto dia teny mahery izay midika hoe miangavy na mitalaho.
# Rehefa tanterak'izy ireo ny zavatra rehetra izay voasoratra momba azy
"Rehefa vitan'izy ireo tamin'i Jesosy ireo zavatra rehetra izay nolazain'ireo mpaminany fa hitranga Aminy"
# nampidin'izy ireo avy teny tamin'ny hazo Izy
Mety manampy ny filazana mazava tsara fa maty i Jesosy talohan'ny nitrangan'izany. DH: "novonoin'izy ireo i Jesosy ary nampidinin'izy ireo avy teo amin'ny hazo fijaliana rehefa maty izy"