plt_tn/act/12/24.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity fampahafantarana ity dia manome vaovao farany momba ny fampielezana ny tenin'Andriamanitra sy ny zavatra nataon'i Barnabasy sy i Saoly.
# ny tenin'Andriamanitra nitombo sy nihamaro
Ny tenin'Andriamanitra dia noraisina ho toy ny zavamaniry zavamaniry velona izay afaka mitombo sy miteraka. DH: "niely tany amin'ny toerana maro kokoa ny hafatr'Andriamanitra ary maro kokoa no nino azy"
# ny tenin'Andriamanitra
Olona maro no nandre momba ny tenin'Andriamanitra. Izany dia manondro ny hafatr'Andriamanitra momba ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy. DH: "ny hafatr'Andriamanitra momba an'i Jesoa"
# rehefa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanaovina azy ireo, dia niverina avy tany [Ny sasany amin'ireo dika soratra tranainy miteny hoe: "Izy ireo niverina tany Jerosalema]
Izany dia mitodika tamin'ny fotoana nitondran'izy ireo vola avy amin'ireo mpino tany Antiokia tao amin'ny 11:29. DH: "namatsy vola ny mpitondra fiangonana tao Jerosalema"
# Izy ireo niverina tany
Dia niverina tany Antiokia izy ireo. DH: "Niverina tany Antiokia i Barnabasy sy Saoly
# nitondra an'i Jaona niaraka tamin'izy ireo
"I Barnabasy sy Saoly dia nitondra an'i Jaona niaraka taminy"