# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity fampahafantarana ity dia manome vaovao farany momba ny fampielezana ny tenin'Andriamanitra sy ny zavatra nataon'i Barnabasy sy i Saoly. # ny tenin'Andriamanitra nitombo sy nihamaro Ny tenin'Andriamanitra dia noraisina ho toy ny zavamaniry zavamaniry velona izay afaka mitombo sy miteraka. DH: "niely tany amin'ny toerana maro kokoa ny hafatr'Andriamanitra ary maro kokoa no nino azy" # ny tenin'Andriamanitra Olona maro no nandre momba ny tenin'Andriamanitra. Izany dia manondro ny hafatr'Andriamanitra momba ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy. DH: "ny hafatr'Andriamanitra momba an'i Jesoa" # rehefa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanaovina azy ireo, dia niverina avy tany [Ny sasany amin'ireo dika soratra tranainy miteny hoe: "Izy ireo niverina tany Jerosalema] Izany dia mitodika tamin'ny fotoana nitondran'izy ireo vola avy amin'ireo mpino tany Antiokia tao amin'ny 11:29. DH: "namatsy vola ny mpitondra fiangonana tao Jerosalema" # Izy ireo niverina tany Dia niverina tany Antiokia izy ireo. DH: "Niverina tany Antiokia i Barnabasy sy Saoly # nitondra an'i Jaona niaraka tamin'izy ireo "I Barnabasy sy Saoly dia nitondra an'i Jaona niaraka taminy"