plt_tn/act/12/24.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity fampahafantarana ity dia manome vaovao farany momba ny fampielezana ny tenin'Andriamanitra sy ny zavatra nataon'i Barnabasy sy i Saoly.

ny tenin'Andriamanitra nitombo sy nihamaro

Ny tenin'Andriamanitra dia noraisina ho toy ny zavamaniry zavamaniry velona izay afaka mitombo sy miteraka. DH: "niely tany amin'ny toerana maro kokoa ny hafatr'Andriamanitra ary maro kokoa no nino azy"

ny tenin'Andriamanitra

Olona maro no nandre momba ny tenin'Andriamanitra. Izany dia manondro ny hafatr'Andriamanitra momba ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy. DH: "ny hafatr'Andriamanitra momba an'i Jesoa"

rehefa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanaovina azy ireo, dia niverina avy tany [Ny sasany amin'ireo dika soratra tranainy miteny hoe: "Izy ireo niverina tany Jerosalema]

Izany dia mitodika tamin'ny fotoana nitondran'izy ireo vola avy amin'ireo mpino tany Antiokia tao amin'ny 11:29. DH: "namatsy vola ny mpitondra fiangonana tao Jerosalema"

Izy ireo niverina tany

Dia niverina tany Antiokia izy ireo. DH: "Niverina tany Antiokia i Barnabasy sy Saoly

nitondra an'i Jaona niaraka tamin'izy ireo

"I Barnabasy sy Saoly dia nitondra an'i Jaona niaraka taminy"