forked from WA-Catalog/plt_tn
843 B
843 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto i Lioka dia mitantara fanazavana momba ny faminaniana iray tany Antiokia.
Ary
Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fitsaharana kely amin'ny tantara fototra.
nidina avy tany Jerosalema nankany Antioka
I Jerosalema dia ambony lavitra noho i Antiôkia, ka tsy mahagaga ny fitenin'ireo Israelita hoe niakatra tany Jerosalema na nidina avy tao.
Agabo no iantsoana
"Agabo no anarany"
notoroin'ny Fanahy
"Ny Fanahy Masina no namela azy haminany
hisy mosary lehibe hitranga
"hisy ny tsy fahampian'ny sakafo"
manerana izao tontolo izao
Izany dia fanitarana izay manondro ny fanjakana Romanina. DH: "manerana ny Fanjakana Romanina"
tamin'ny andron'i Klaodio
Fantatr'i Lioka fa Klaodio no emperora tao Roma tamin'io fotoana io. DH: "fony i Claudio no emperora Romana"