# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto i Lioka dia mitantara fanazavana momba ny faminaniana iray tany Antiokia. # Ary Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fitsaharana kely amin'ny tantara fototra. # nidina avy tany Jerosalema nankany Antioka I Jerosalema dia ambony lavitra noho i AntiƓkia, ka tsy mahagaga ny fitenin'ireo Israelita hoe niakatra tany Jerosalema na nidina avy tao. # Agabo no iantsoana "Agabo no anarany" # notoroin'ny Fanahy "Ny Fanahy Masina no namela azy haminany # hisy mosary lehibe hitranga "hisy ny tsy fahampian'ny sakafo" # manerana izao tontolo izao Izany dia fanitarana izay manondro ny fanjakana Romanina. DH: "manerana ny Fanjakana Romanina" # tamin'ny andron'i Klaodio Fantatr'i Lioka fa Klaodio no emperora tao Roma tamin'io fotoana io. DH: "fony i Claudio no emperora Romana"