plt_tn/act/11/27.md

32 lines
843 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto i Lioka dia mitantara fanazavana momba ny faminaniana iray tany Antiokia.
# Ary
Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fitsaharana kely amin'ny tantara fototra.
# nidina avy tany Jerosalema nankany Antioka
I Jerosalema dia ambony lavitra noho i Antiôkia, ka tsy mahagaga ny fitenin'ireo Israelita hoe niakatra tany Jerosalema na nidina avy tao.
# Agabo no iantsoana
"Agabo no anarany"
# notoroin'ny Fanahy
"Ny Fanahy Masina no namela azy haminany
# hisy mosary lehibe hitranga
"hisy ny tsy fahampian'ny sakafo"
# manerana izao tontolo izao
Izany dia fanitarana izay manondro ny fanjakana Romanina. DH: "manerana ny Fanjakana Romanina"
# tamin'ny andron'i Klaodio
Fantatr'i Lioka fa Klaodio no emperora tao Roma tamin'io fotoana io. DH: "fony i Claudio no emperora Romana"