plt_tn/act/10/36.md

36 lines
944 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy niresaka tamin'i Kornelio sy ireo vahininy i Petera.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "Izy" eto dia manondro an'i Jesosy
# Fantatrareo ilay hafatra ... tamin'ny hery
Io fehezanteny lava dia lava io dia azo afohezina amin'ny fehezanteny maromaro.
# Tompon'ny rehetra
Eto ny teny "rehetra" dia midika "olona maro."
# amin'ny toerana rehetra tao Jodia
DH: "tao amin'ny toerana maro tao Jodia
# taorian'ny batisa izay nambaran'i Jaona
Rehefa avy nitory tamn'ny olona mba hibebaka ary avy eo nanao Batisa azy ireo
# nosoran'Andriamanitra azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery
Ny Fanahy Masina sy ny herin'Andriamanitra dia niteny tahaka ny hoe zavatra izay niraraka teo amin'ny olona.
# nanasitrana ireo rehetra izay voagejan' ny devoly
DH: "ireo olona maro izay voagejan'ny devoly
# Andriamanitra dia niaraka taminy
Ny teny "niaraka taminy" dia midika hoa "nanampy azy"