plt_tn/act/10/36.md

944 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy niresaka tamin'i Kornelio sy ireo vahininy i Petera.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "Izy" eto dia manondro an'i Jesosy

Fantatrareo ilay hafatra ... tamin'ny hery

Io fehezanteny lava dia lava io dia azo afohezina amin'ny fehezanteny maromaro.

Tompon'ny rehetra

Eto ny teny "rehetra" dia midika "olona maro."

amin'ny toerana rehetra tao Jodia

DH: "tao amin'ny toerana maro tao Jodia

taorian'ny batisa izay nambaran'i Jaona

Rehefa avy nitory tamn'ny olona mba hibebaka ary avy eo nanao Batisa azy ireo

nosoran'Andriamanitra azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery

Ny Fanahy Masina sy ny herin'Andriamanitra dia niteny tahaka ny hoe zavatra izay niraraka teo amin'ny olona.

nanasitrana ireo rehetra izay voagejan' ny devoly

DH: "ireo olona maro izay voagejan'ny devoly

Andriamanitra dia niaraka taminy

Ny teny "niaraka taminy" dia midika hoa "nanampy azy"