# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy niresaka tamin'i Kornelio sy ireo vahininy i Petera. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "Izy" eto dia manondro an'i Jesosy # Fantatrareo ilay hafatra ... tamin'ny hery Io fehezanteny lava dia lava io dia azo afohezina amin'ny fehezanteny maromaro. # Tompon'ny rehetra Eto ny teny "rehetra" dia midika "olona maro." # amin'ny toerana rehetra tao Jodia DH: "tao amin'ny toerana maro tao Jodia # taorian'ny batisa izay nambaran'i Jaona Rehefa avy nitory tamn'ny olona mba hibebaka ary avy eo nanao Batisa azy ireo # nosoran'Andriamanitra azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery Ny Fanahy Masina sy ny herin'Andriamanitra dia niteny tahaka ny hoe zavatra izay niraraka teo amin'ny olona. # nanasitrana ireo rehetra izay voagejan' ny devoly DH: "ireo olona maro izay voagejan'ny devoly # Andriamanitra dia niaraka taminy Ny teny "niaraka taminy" dia midika hoa "nanampy azy"