plt_tn/act/10/22.md

24 lines
595 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" eto dia manondro ireo mpanmpo roa sy ilay miaramila an'i Kornelio.
# midera an'Andriamanitra
Ny teny "midera" eto dia midika hoe manaja fatratra sy manana fatahorana.
# 'ny firenen'ny Jiosy rehetra
Izany fanitarana hanamafisana ny halehiben'ny lazany
# nanasa azy ireo hiditra sy hijanona hiaraka aminy Petera
lava loatra ny dian'izy ireo ho any Kaisaria raha tolakandro vao hiala.
# hijanona hiaraka aminy
"ho vahininy"
# sasany tamin'ireo rahalahy avy any Jopa
Io dia manondro ireo mpino izay niaina tao Jopa.