# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" eto dia manondro ireo mpanmpo roa sy ilay miaramila an'i Kornelio. # midera an'Andriamanitra Ny teny "midera" eto dia midika hoe manaja fatratra sy manana fatahorana. # 'ny firenen'ny Jiosy rehetra Izany fanitarana hanamafisana ny halehiben'ny lazany # nanasa azy ireo hiditra sy hijanona hiaraka aminy Petera lava loatra ny dian'izy ireo ho any Kaisaria raha tolakandro vao hiala. # hijanona hiaraka aminy "ho vahininy" # sasany tamin'ireo rahalahy avy any Jopa Io dia manondro ireo mpino izay niaina tao Jopa.