plt_tn/act/10/22.md

595 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" eto dia manondro ireo mpanmpo roa sy ilay miaramila an'i Kornelio.

midera an'Andriamanitra

Ny teny "midera" eto dia midika hoe manaja fatratra sy manana fatahorana.

'ny firenen'ny Jiosy rehetra

Izany fanitarana hanamafisana ny halehiben'ny lazany

nanasa azy ireo hiditra sy hijanona hiaraka aminy Petera

lava loatra ny dian'izy ireo ho any Kaisaria raha tolakandro vao hiala.

hijanona hiaraka aminy

"ho vahininy"

sasany tamin'ireo rahalahy avy any Jopa

Io dia manondro ireo mpino izay niaina tao Jopa.