plt_tn/act/10/17.md

726 B

very hevitra momba ny dikan'ilay fahitana izay hitany i Petera

Izany dia midika fa sahirana i Petera nanakatra izay dikan'ilay fahitana

indro

Ny teny "indro" dia mampiomana antsika amin'izay zavatra tsy ampoizina hiseho manaraka teo amin'ilay lehilahy roa nijoro teo amin'ny vavahady.

nitsangana nanoloana ny vavahady

"nitsangana nanoloana ny vavahady teo amin'ilay trano." Izany dia midika fa ilay trano dia nisy tamboho nisy vavahady hidirana ao amin'ilay toerana.

nanontany izay lalan'izy ireo mankao amin'ilay trano

Izany dia nitranga nialohan'ny nahatongavan'izy ireo teo amin'ilay trano.

Dia niantso izy ireo

Ireo lehilahin'i Kornelio dia nijanona tany ivelan'ny vavahady raha nanontany an'i Petera.