# very hevitra momba ny dikan'ilay fahitana izay hitany i Petera Izany dia midika fa sahirana i Petera nanakatra izay dikan'ilay fahitana # indro Ny teny "indro" dia mampiomana antsika amin'izay zavatra tsy ampoizina hiseho manaraka teo amin'ilay lehilahy roa nijoro teo amin'ny vavahady. # nitsangana nanoloana ny vavahady "nitsangana nanoloana ny vavahady teo amin'ilay trano." Izany dia midika fa ilay trano dia nisy tamboho nisy vavahady hidirana ao amin'ilay toerana. # nanontany izay lalan'izy ireo mankao amin'ilay trano Izany dia nitranga nialohan'ny nahatongavan'izy ireo teo amin'ilay trano. # Dia niantso izy ireo Ireo lehilahin'i Kornelio dia nijanona tany ivelan'ny vavahady raha nanontany an'i Petera.