plt_tn/act/10/17.md

20 lines
726 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# very hevitra momba ny dikan'ilay fahitana izay hitany i Petera
Izany dia midika fa sahirana i Petera nanakatra izay dikan'ilay fahitana
# indro
Ny teny "indro" dia mampiomana antsika amin'izay zavatra tsy ampoizina hiseho manaraka teo amin'ilay lehilahy roa nijoro teo amin'ny vavahady.
# nitsangana nanoloana ny vavahady
"nitsangana nanoloana ny vavahady teo amin'ilay trano." Izany dia midika fa ilay trano dia nisy tamboho nisy vavahady hidirana ao amin'ilay toerana.
# nanontany izay lalan'izy ireo mankao amin'ilay trano
Izany dia nitranga nialohan'ny nahatongavan'izy ireo teo amin'ilay trano.
# Dia niantso izy ireo
Ireo lehilahin'i Kornelio dia nijanona tany ivelan'ny vavahady raha nanontany an'i Petera.