plt_tn/act/08/06.md

573 B

ny vahoaka maro

"vahoaka maro tao amin'ny tànanan'i Samaria," Ilay toerana misy azy dia efa voalaza tany aloha. (jereo: 8:4)

nifantoka tsara tamin'izay nolazainy izy ireo

Ny antony nifantohan'ny olona dia noho ireo fanasitranana izay nataon'i Filipo.

Ireo fanahy maloto dia nivoaka tamin'ireo maro izay nidirany, nihiaka mafy

"ny fanahy maloto dia nihiaka mafy tahak'ireny avy any anaty lavaka reny"

nisy fifaliana lehibe tao amin'ilay tanàn-dehibe

Ny teny "tanàn-dehibe"dia manambara ireo olona izay faly. DH: "ary ireo olona teo an-tànana dia nifaly"