# ny vahoaka maro "vahoaka maro tao amin'ny tànanan'i Samaria," Ilay toerana misy azy dia efa voalaza tany aloha. (jereo: 8:4) # nifantoka tsara tamin'izay nolazainy izy ireo Ny antony nifantohan'ny olona dia noho ireo fanasitranana izay nataon'i Filipo. # Ireo fanahy maloto dia nivoaka tamin'ireo maro izay nidirany, nihiaka mafy "ny fanahy maloto dia nihiaka mafy tahak'ireny avy any anaty lavaka reny" # nisy fifaliana lehibe tao amin'ilay tanàn-dehibe Ny teny "tanàn-dehibe"dia manambara ireo olona izay faly. DH: "ary ireo olona teo an-tànana dia nifaly"