plt_tn/act/08/06.md

16 lines
573 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny vahoaka maro
"vahoaka maro tao amin'ny tànanan'i Samaria," Ilay toerana misy azy dia efa voalaza tany aloha. (jereo: 8:4)
# nifantoka tsara tamin'izay nolazainy izy ireo
Ny antony nifantohan'ny olona dia noho ireo fanasitranana izay nataon'i Filipo.
# Ireo fanahy maloto dia nivoaka tamin'ireo maro izay nidirany, nihiaka mafy
"ny fanahy maloto dia nihiaka mafy tahak'ireny avy any anaty lavaka reny"
# nisy fifaliana lehibe tao amin'ilay tanàn-dehibe
Ny teny "tanàn-dehibe"dia manambara ireo olona izay faly. DH: "ary ireo olona teo an-tànana dia nifaly"