plt_tn/act/07/20.md

20 lines
506 B
Markdown

# Tamin'izany fotoana izany i Mosesy no teraka
Io dia mampiditra an'i Mosesy ao anatin'ny tantara.
# tsara teo anatrehan'Andriamanitra
Io fehezanteny io dia fomba fiteny izay midika fa i Mosesy dia tsara.
# notaizana
DH: "Nikarakara azy ny ray aman-dreniny"
# Rehefa navoaka teny ivelany izy
I Mosesy dia "navoaka teny ivelany" noho ny didin'i Farao. DH: "Rehefa napetrak'ireo ray aman-dreniny tany ivelany izy" na "nilaozan'ireo izy"
# tahaka ny zanany lahy
"notaizany tahaka ny zanaka naterany"